Hitanao (Wakea)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiteny izay tianao ho lazaina
Hisolo vava ny fo mitaraina
Hisolo toerana ny fo mitempo dqlyia tononkira.serasera.org ho lasa hira iray
Hanangana anao, hampahery anao
Hanome aina vaovao indray...
Fitiavana no asehonay,
Mba hahatsapana fa pgbm mahery ianao
Tsy irery ianao fa namanay ,
Ho hitanao... Ilay tontolo iray.
Samy hafa fiaviana na izaho na ianao
Hifankahery, izaho ho sxyf tokinao
Hery ho ahy ny vavakao, mamelona ny fanahy
Iray ihany isika ao amin'ny Ray
Iray ihany ny tanjona, dia ny handova lanitra...

--------
Lien: