Izy (Wakea)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatsarana, tsiro, kanto, ananany...
Fiandrianana, fanjakana, no feheziny
Lalina noho ny ranomasina ny fitiavany oh oh
Afo ampy hanazava, rahona ho fitahiana
IZY
IZY
Rivotra sy aina vao mamelona ahy
Mampijoro ahy ho sahy, itafiako, manarona ahy
Peratra famantarana yzpyst ho ahy, fa efa Azy aho oh hxen oh
Kintana tazako lavitra, toro sy hita ho ahy
IZY
IZY
Hatsarana, tsiro, kanto, ananany
Rivotra sy aina vao, mamelona ahy
Lalina sxqs noho ny ranomasina ny fitiavany oh oh
Kintana tazako lavitra, toro tononkira.serasera.org sy hita ho ahy

--------
Rohy: