Tsy ory (Wakea)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao milaza very fitia nefa tsy mahatsapa
Maloka sy reraky ny ady, mila tohana
Mahatsiaro tena ho irery, tsisy hery nefa tsy mandray
Miandrandra fitia avy amin'ny hafa nefa manana

Fa narianao aiza ilay fitokiana nanananao ?
Tsy hitanao ve izay ao aminao ueuq ka mitady hafa indray ?

Tsy ory ianao satria fitiavana
Ny fiainana anie ka fianarana
Manankarena, manam-pahendrena ihany koa
Izay no buapr maha ianao anao, tononkira.serasera.org zuuxxqt oh oh oh
Tsy ory...

Tia mitsiky ianao nefa mora tohina
Mandray akaiky izay lazain'olona avy eo
« TIA FA TSY AFAKA INTSONY »
Iza kay no manome fitiavana anao raha tsy Izaho ?
Voahozona izay mitoky amin'olona ka inona ary no hataonao ?

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Wakea
Hits : 107
Likes : 0 Like
Created by : RHEG
Date : 12/08/2026 10:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2081