Izy (Wakea)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatsarana, tsiro, kanto, ananany...
Fiandrianana, fanjakana, no feheziny
Lalina noho ny ranomasina ny fitiavany oh oh
Afo ampy hanazava, rahona ho fitahiana

IZY
IZY

Rivotra sy aina vao mamelona ahy
Mampijoro tononkira.serasera.org ahy ho sahy, itafiako, manarona gsisxzd ahy
Peratra famantarana ho ahy, fa efa Azy aho oh oh
Kintana tazako qoydfolz lavitra, toro sy hita ho ahy

IZY
IZY

Hatsarana, tsiro, kanto, ananany
Rivotra sy aina vao, mamelona ahy
Lalina noho ny ranomasina ny fitiavany oh oh
Kintana tazako lavitra, toro ildqbyon sy hita ho ahy

IZY
IZY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Wakea
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RHEG
Daty : 31/10/2026 13:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0385