Tsy ory (Wakea)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao milaza very fitia nefa tsy mahatsapa
Maloka sy reraky ny ady, mila tohana
Mahatsiaro tena ho irery, tsisy hery nefa tsy mandray
Miandrandra fitia avy owggobb amin'ny hafa nefa manana

Fa narianao aiza ilay fitokiana nanananao ?
Tsy hitanao ve izay ao aminao ka mitady hafa indray ?

Tsy ory ianao satria fitiavana
Ny fiainana anie ka fianarana
Manankarena, manam-pahendrena ihany koa
Izay no maha ianao anao, oh oh oh
Tsy ory...

Tia mitsiky ianao nefa tononkira.serasera.org mora tohina
Mandray akaiky izay lazain'olona avy mzgxw eo
« TIA FA TSY AFAKA INTSONY »
Iza kay no manome fitiavana anao raha kzxblz tsy Izaho ?
Voahozona izay mitoky amin'olona ka inona ary no hataonao ?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Wakea
Vangy : 104
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RHEG
Daty : 12/08/2026 10:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324