Izy (Wakea)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatsarana, tsiro, kanto, ananany...
Fiandrianana, fanjakana, no feheziny
Lalina noho mtsu ny ranomasina ny fitiavany oh oh
Afo tononkira.serasera.org ampy hanazava, rahona ho fitahiana

IZY
IZY

Rivotra sy wmbk aina vao mamelona ahy
Mampijoro ahy ho sahy, itafiako, manarona ahy
Peratra famantarana ho ahy, fa efa Azy aho oh oh
Kintana zbom tazako lavitra, toro sy hita ho ahy

IZY
IZY

Hatsarana, tsiro, kanto, ananany
Rivotra sy aina vao, mamelona ahy
Lalina noho ny ranomasina ny fitiavany oh oh
Kintana tazako lavitra, toro sy hita ho ahy

IZY
IZY

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Wakea
Hits : 15
Likes : 0 Like
Created by : RHEG
Date : 31/10/2026 13:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0638