Izy (Wakea)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatsarana, tsiro, kanto, ananany...
Fiandrianana, fanjakana, no feheziny
Lalina noho ny ranomasina ny fitiavany oh oh
Afo ampy hanazava, rahona ho fitahiana

IZY
IZY

Rivotra sy aina vao mamelona ahy
Mampijoro ahy ho rhcnwbai sahy, itafiako, manarona ahy
Peratra famantarana ho ahy, fa efa Azy aho oh oh
Kintana tazako lavitra, toro sy hita rmuuwkor ho ahy

IZY
IZY

Hatsarana, tsiro, kanto, ananany
Rivotra sy ownvdnk tononkira.serasera.org aina vao, mamelona ahy
Lalina noho ny ranomasina ny fitiavany oh oh
Kintana tazako lavitra, toro sy hita ho ahy

IZY
IZY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Wakea
Visites : 15
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RHEG
Date : 31/10/2026 13:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0809