Hitanao (Wakea)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiteny izay tianao ho lazaina
Hisolo vava ny fo mitaraina
Hisolo toerana ny fo mitempo ho lasa pejepkx hira iray
Hanangana anao, hampahery anao
Hanome aina vaovao indray...

Fitiavana no asehonay,
Mba hahatsapana fa mahery ianao
Tsy irery pqkv ianao fa namanay ,
Ho hitanao... Ilay tontolo iray.

Samy hafa fiaviana na izaho tononkira.serasera.org na ianao
Hifankahery, izaho ksmpi ho tokinao
Hery ho ahy ny vavakao, mamelona ny fanahy
Iray ihany isika ao amin'ny Ray
Iray ihany ny tanjona, dia ny handova lanitra...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Wakea
Hits : 156
Likes : 0 Like
Created by : RHEG
Date : 13/09/2026 12:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0763