Hitanao (Wakea)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiteny izay tianao ho lazaina
Hisolo vava ny fo mitaraina
Hisolo toerana ny fo mitempo ho lasa hira iray
Hanangana anao, hampahery anao
Hanome aina vaovao indray...
Fitiavana no tononkira.serasera.org asehonay,
Mba hahatsapana fa mahery ianao
Tsy ywifshmf irery ianao fa namanay odxs ,
Ho hitanao... Ilay tontolo iray.
Samy hafa fiaviana na izaho na xkpcbmm ianao
Hifankahery, izaho ho tokinao
Hery ho ahy ny vavakao, mamelona ny fanahy
Iray ihany isika ao amin'ny Ray
Iray ihany ny tanjona, dia ny handova lanitra...

--------
Link: