Hitanao (Wakea)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiteny izay tianao ho lazaina tononkira.serasera.org
Hisolo vava ny fo mitaraina
Hisolo toerana ny fo vxzhrth mitempo ho lasa hira iray
Hanangana anao, hampahery anao
Hanome aina vaovao indray...

Fitiavana no asehonay,
Mba hahatsapana fa mahery ianao
Tsy irery ianao fa namanay ,
Ho hitanao... Ilay tontolo bymhqt iray.

Samy hafa fiaviana na izaho na ianao
Hifankahery, izaho ho tokinao
Hery ho hdas ahy ny vavakao, mamelona ny fanahy
Iray ihany isika ao amin'ny Ray
Iray ihany ny tanjona, dia ny handova lanitra...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Wakea
Visites : 157
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RHEG
Date : 13/09/2026 12:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1951