Zanak'Iarivo (Ny Voninavoko)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mba makany Iarivo ianao
Ka mijerijery ny zava-baovao
Marimario ny ohatr’izao

Anao ty be ny fony amin’ny vady
Jenitra tahaka ny alain-tsary
Famindra tsy taitra manototra akory
Arahiny tsiky dia hita mitory fa hoe:

zana-javatra ka manao hoe(2)
Zana- baratra no azo ilazana azy koa
satria tandravadin’ ny oditra ny azy ary tena
Nomenjanahary ka ho voninkazo ny zava-boary

Depuis tout ma vie
Je n’ai jamais eu de soucis
Sortir la nuit
Seulement cette fois ci qu’elle folie
A mon père m’a dit
Tu n’iras pas la nuit
j’ai fait des bla blo bli
Et lui il a souri alors oui cette fois ci
A peine sortie je couru dans la rue
Après mes amies

Zanak’Iarivo ireny ra tsy fantatrao e!
Zanaky ny avo sy ny fomba vao2
Zaitra pitafiany sy ny taovolo ny azy e!
Sarotra amintsika ny hitantara sy hilaza
Misy misavona toy ny voitra i Babaina
Misy koa naolana hianjera rano iray
Ny soro-bolon-tsika soritana @ fihogo
Kely sisa dia ho lasa nofy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Voninavoko
Vangy : 8891
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : riina
Daty : 14/02/2008 11:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.075