Iza ireo (Ny Voninavoko)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza ireo e,
Azovy koa,
Avy aiza ny qwmwzfp tany niaviana
Aiza ho aiza fa tena mahavariana
Ny fitafy e, hafa kely
Ny fandihy e, mahavariana
Avy aiza e ia (2)

Tsy chqkft hafa akory
Fa izahay tononkira.serasera.org no
Malagasin'i Madagasikara
Ka diniho ary mba fantaro tsara
Ny fitafy nentin-drazanay e
Ny fandihy e tsy nindraminay e
Malagasy e ia (2)


Ao Afrika atsinanana ao no misy anay e
Atopatopan'ny onjandrano izy izay e
Nefa tsy izahay no lazaina hoe manirery
Manana havana maro be ka sy very
Ny havana akaiky dia Afrika
Iray ra aminy raha adika
Ny havan-davitra koa dia maro
Izay no paraky miampy laro
O, ry lahy e, O re roy e, e,
Manan-jara a, a,
O, ry lahy e, O re roy e, e,
Gasikara a, a,
O ry lahy e, e, O re roy e,e,
Manan-tiana bflxgw a a
O, ry lahy e,e,O re roy e,e,
Tsy mangina a, a,

Izany izy rehefa mandihy.
Misoratsoratra kanto ery.
Ny lambaoany e, e,
Izany izy raha milalao.
Maresadresaka toy izao.
Ka hafa ihany a,a,

Iza ireo e, Zovy koa,
Avy aiza no tany niaviana.
Aiza ho aiza fa tena mahaliana.
Ny fitafy e,e, hafa kely e,
Ny fandihy e,e, mahavariana.
Avy aiza e, e, ia (x2)

Rakotomavo Gabriel (Dadagaby)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Voninavoko
Vangy : 7478
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 04/09/2012 15:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1575