Ho anao (Voice For Light)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao zay manan'olana eto amin'ny fiainana ity
Tsarovy fa misy Andriamanitra
Mihaino anao, mijery anao
Mitrakà ka aza mihaotra tano ny finoana
Aza matahotra, minoa ihany, finoana hatrany
Dia ho avotra
Ref: Ray be dwqfbqo famindram-po Ianao
[mitsinjo ny hoavin'ny ain-janaKao]
Rain'ny ory tononkira.serasera.org sy malemy Ianao
[notiavinao izao tontolo rehetra izao]
Tontolo rehetra izao , tontolo rehetra izao
(x2) Mivavaha ka aza mitsahatra
Tano ny finoana
F'Izy hanome hery vao
Ho anao, ho evhepqws upesgpu anao, ianao io
Ref: (x2) .......
Tsarovy fa misy Andriamanitra
Mihaino anao, mijery anao
Mitrakà ka aza mihaotra tano ny finoana
Aza matahotra, minoa ihany, finoana hatrany
Dia ho avotra
Ref: Ray be dwqfbqo famindram-po Ianao
[mitsinjo ny hoavin'ny ain-janaKao]
Rain'ny ory tononkira.serasera.org sy malemy Ianao
[notiavinao izao tontolo rehetra izao]
Tontolo rehetra izao , tontolo rehetra izao
(x2) Mivavaha ka aza mitsahatra
Tano ny finoana
F'Izy hanome hery vao
Ho anao, ho evhepqws upesgpu anao, ianao io
Ref: (x2) .......
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Voice For LightHits : 537
Likes : 0 Like
Created by : RTNatah
Date : 22/09/2024 20:27
