Hiandry an'i Jesoa (Voice For Light)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho hiandry an’i htygf Jesoa
Na rahoviana Izy ursyvex tonga
Izaho hiandry an’i Jesoa
Na rahoviana Izy no ho avy eh !
Tsy tononkira.serasera.org nambarambarany eh!
Rahoviana Izy tonga
Tsy mbola nambarany eh,
Ny fiverenany eh !
(x2)

Misy hery mahagaga mantsy izay Jesosy izay eh !
Ny Fitiavany mantsy maharitra  mandrakizay  eh!
Mosarena sy noana
Vokisany tamin’ny sakafo oh !
Izay narary efa maro no
Sitrana ka ravoravo oh!

Bridge: Tsy saro-pantarina Izy
Fa tena tsara Fanahy !
Nokapohana, nampijaliana
Kanefa Izy tsy mba namaly !
Mpanjakan’ny mpanjaka Izy
Ka nandao ny seza fiandrianany
Dia nidina tety, hanafaka antsika eh!

Fiv: Tsaratsara ny fiainako
Eo am-pelan-tanan’ny Tompo !
Tsy mahatsiaro sasatra aho
Fa Izy no fialokalofako
Tsy ho ela ny farany,
Izay no teny navelany,
Ka tsy maintsy miambina aho amin’ny fiverenany eh !

Filazàna maika !
Filazàna maika !
Alerte rouge ! Alerte rouge !
Ilazana  ny mpino kristianina
Handray ny fiadiana sy ny anti-balle !
F’efa tonga ny mpanafika antsika
Dia ny etat-major ny satanika !
Jesosy miantso ny soldat
K’efa vonona ianao sa hiala pas ?!
Vonjeo àry ny recrutement
Fa aza miandry an’ilay dernier moment!
Combat à mort ity fa tsy sangy
Ka izay mihanahana eo dia efa mampamangy;
Fa ry belzeboba sy losifera efa vonona hanitsaka izay mianjera.
Fa raha tratrany ianao dia efa « bye bye !! »
Fa hatono any anaty afo « mamay !! »
Ka raha any vao hiantso hoe : « Au secours!! »
Vraiment désolé, tsisy mihaino ‘tsony !!
Mitsangàna  àry  dia mivonona hiady,
Miambena dia hidio ny vavahady;
Raha misaoty eo satana mitady  hiditra,
Roahy dia ataovy mihinjitsinjitra:
« Amin’ny anaran’i Jesoa,
Mihemotra ianao  ry satana ah hjfotcmc !
Amin’ny anaran’i Jesoa,
Lasa mandositra, miala !! »

Bridge: ......

Fiv: .........

Tsy maintsy miverina Izy
F’Izaho hiandry eto oh !
Handrasako  eto, hoy aho,
Ny fiverenany eh !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Voice For Light
Vangy : 1562
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : naty06
Daty : 30/01/2019 22:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326