Nofiko (Voice For Light)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga soa teo amin'ny vavahadin'ny lanitra aho
Tsy nanenenako 'reo fanompoana Anao
Fa nitondra zava-tsoa teo amin'ny fiainako ry Ray Tsitoha ireny soa teo amin'ny vavahadin'ny lanitra aho
Tsy nanenenako 'reo fanompoana Anao
Fa nitondra zava-tsoa teo amin'ny fiainako ry Ray Tsitohaendra nandalo toerana iray aho
Dia nahita ny fahazavana
Kanjo nisy zavatra niseho
Tampoka teo aho tsy nahaloa-peo
Nibaliaka ny manodidina aty
Feno tontolon'ny hazavana
Ary avy eo aho noentin'ny Ray tany amin'ny fiainana mandrakizay

Refrain:
Tonga soa teo amin'ny vavahadin'ny lanitra aho
Tsy nanenenako 'reo fanompoana Anao
Fa nitondra zava-tsoa teo amin'ny fiainako ry Ray Tsitoha ireny

Ka dieny izao faingàna ianao
Fa mbola misy toerana anjaranao
Aza variana mangataka andro eo foana
Sao tara eo ka neninao
F'Izy efa nitahy anao hatramin'izay
Ka tsy tokony ho kivy amin'izay atao
Ka ndana dieny izao f'Izy efa miandry anao,
Efa hatry ny ela

Refrain:.....
Ka dia faly aho manana Anao
Tsy mba nanary ahy
Na dia teo ireo fahotana vitako taminao

Ka dia misaotra Anao noho ny haleben'ny fitiavanao
Fa raha tsy teo Ianao tsy toy izao izahay
Fa nentinao tany am-paradisa, fiainana mandrakizay

Refrain:...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Voice For Light
Vangy : 825
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kalotsiky
Daty : 21/07/2019 19:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3241