Ho anao (Voice For Light)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao zay manan'olana eto amin'ny fiainana ity
Tsarovy fa misy Andriamanitra
Mihaino anao, mijery anao

Mitrakà ka aza mihaotra tano ny finoana
Aza matahotra, minoa ihany, finoana hatrany
Dia ho avotra

Ref: Ray be famindram-po Ianao
[mitsinjo ny hoavin'ny ain-janaKao]
Rain'ny ory sy malemy Ianao
[notiavinao izao tontolo rehetra izao]
Tontolo rehetra izao , tontolo rehetra izao

(x2) Mivavaha ka aza mitsahatra
Tano ny finoana
F'Izy hanome hery vao
Ho anao, ho anao, ianao io

Ref: (x2) .......
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Voice For Light
Hits : 79
Likes : 0 Like
Created by : RTNatah
Date : 22/09/2024 20:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0823