Ho anao (Voice For Light)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tononkira.serasera.org anao zay manan'olana eto amin'ny fiainana ity
Tsarovy fa misy Andriamanitra
Mihaino anao, mijery anao
Mitrakà ka humfuwrh aza mihaotra tano nlveu ny finoana
Aza matahotra, minoa ihany, finoana hatrany
Dia ho avotra
Ref: Ray be famindram-po Ianao
[mitsinjo ny hoavin'ny ain-janaKao]
Rain'ny ory sy malemy Ianao
[notiavinao qkirtcys izao tontolo rehetra izao]
Tontolo rehetra izao , tontolo rehetra izao
(x2) Mivavaha ka aza mitsahatra
Tano ny finoana
F'Izy hanome hery vao
Ho anao, ho anao, ianao io
Ref: (x2) .......
Tsarovy fa misy Andriamanitra
Mihaino anao, mijery anao
Mitrakà ka humfuwrh aza mihaotra tano nlveu ny finoana
Aza matahotra, minoa ihany, finoana hatrany
Dia ho avotra
Ref: Ray be famindram-po Ianao
[mitsinjo ny hoavin'ny ain-janaKao]
Rain'ny ory sy malemy Ianao
[notiavinao qkirtcys izao tontolo rehetra izao]
Tontolo rehetra izao , tontolo rehetra izao
(x2) Mivavaha ka aza mitsahatra
Tano ny finoana
F'Izy hanome hery vao
Ho anao, ho anao, ianao io
Ref: (x2) .......
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Voice For LightVisites : 584
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RTNatah
Date : 22/09/2024 20:27
