Manina Anareo (Voahangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa mihamaizin-takariva ny andro aty manina anareo any aho,
Rehefa injay fa ho menafify ny masoandro aty manembona ireo havako aho ;
Torovandrovan’alahelo ny fo fa singa-manirery aty,
Mahatsiahy irony takariva mamy noisaml niarahantsika taty.
Raha mitazana iny faravodilanitra iny, embona tononkira.serasera.org anareo no ao am-po ;
Maika koa toa mampitombo ny alaheloko fa mampatsiahy ny taloha.
Na dia manimanina aza tsy misy izay mba hanafarako
Hafa tsy iny volana iny angamba no hitarainako.
Tsinjonao ve ilay vohitra nilaozako, hono hoy aho ?
Tazanao ve zandry tiana faly sy milalao ?
Dada sy Neny, mbola ho avy hoe ny fotoana izay
Hiverenako mwlr any, ny fifaliantsika hiverina qzxkjw indray.
Singan’olo-manirery ity miangavy anao, ry volana o mba mivilia ;
Ny taratrao no antenaiko hitondra ny hafatro mba hibitsika fitia.
Fa ianao no tazako eto mantsy ho tsinjon’izy ireo koa hatrary,
Mba ento ny aza manadino avy amiko singan-drery aty.
Tsinjonao ve ...

--------
Rohy: