Ho an'ireo voromanga (Voahangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninkazo iray efa mila ho maina
No hany sisa mba hita amin'ity zaridaina
Niharitra ny hafanana sy yxgjk ny ora-mikija
Kanefa tsy mihontsona fa mbola mirija
Fa nankaiza daholo ireo voro-manga
No dia zary mangina toa haolo sy banga
Tsy mba heno intsony ireo kalo tononkira.serasera.org fahiny
Feonkira hafa indray no re ebxrli ankehitriny
Tsara ireo hira vao kanefa tsarovy,
Fa raha mahay mihira ny railovy.
Tsy ambakan'ireo (tsy ambakan'ireo),
Tsy mataho-mitranga (mataho-mitranga)
Ireo kalo fahiny sy ireo voromanga.
Tsara ireo hira vao kanefa tsarovy,
Fa raha mahay mihira ny railovy.
Tsy ambakan'ireo (tsy ambakan'ireo),
Tsy mataho-mitranga (mataho-mitranga)
Ireo kalo fahiny sy ireo voromanga.
Any andro any taona ho kila ho maina,
Koa dia hangasihasy ity zaridaina.
Nefa kosa ireo opjrgss feomanga rehetra
Izay tena zava-kanto tsy maintsy mitoetra.
No hany sisa mba hita amin'ity zaridaina
Niharitra ny hafanana sy yxgjk ny ora-mikija
Kanefa tsy mihontsona fa mbola mirija
Fa nankaiza daholo ireo voro-manga
No dia zary mangina toa haolo sy banga
Tsy mba heno intsony ireo kalo tononkira.serasera.org fahiny
Feonkira hafa indray no re ebxrli ankehitriny
Tsara ireo hira vao kanefa tsarovy,
Fa raha mahay mihira ny railovy.
Tsy ambakan'ireo (tsy ambakan'ireo),
Tsy mataho-mitranga (mataho-mitranga)
Ireo kalo fahiny sy ireo voromanga.
Tsara ireo hira vao kanefa tsarovy,
Fa raha mahay mihira ny railovy.
Tsy ambakan'ireo (tsy ambakan'ireo),
Tsy mataho-mitranga (mataho-mitranga)
Ireo kalo fahiny sy ireo voromanga.
Any andro any taona ho kila ho maina,
Koa dia hangasihasy ity zaridaina.
Nefa kosa ireo opjrgss feomanga rehetra
Izay tena zava-kanto tsy maintsy mitoetra.
--------
Link:
Comments
hery
(
13/11/2022 23:38)
Hira sendra nandalo tao amin'ny Radiovazogasy dia napetrako teto.
