Vavaka (Vlm Sahy Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra Ray sy Jesoa Zanakao
Misaotra Anao fa nomenao ny Fanahy
Hanavao anay sy hitarika anay
Hanatona Anao mba ho zanakao
Ref x2:
Deraina eram-po ianao, ry Rainay tffxn oh
Ny famindram-ponao maharitra tokoa
Fa raha tsy izany izahay,dia ho very
Ka misaotra anao fa havotra izahay
2-Ry Fanahy mahery oh, tafio ny herinao
'ty mpanomponao fa malemy tsisy hery
Fa be fahotana,tsy manam-pahalalana
Inty aho ry Ray oh, vonjeo bpqyw ujiw fa zanakao
Ref x2 :Misaotra Anao izahay ry Rainay oh
Fa nomenao izany tononkira.serasera.org Fanahy Masina
Hitarika anay mba ahay hivavaka
Tsy hanompo sampy fa hanompo Anao
Misaotra Anao fa nomenao ny Fanahy
Hanavao anay sy hitarika anay
Hanatona Anao mba ho zanakao
Ref x2:
Deraina eram-po ianao, ry Rainay tffxn oh
Ny famindram-ponao maharitra tokoa
Fa raha tsy izany izahay,dia ho very
Ka misaotra anao fa havotra izahay
2-Ry Fanahy mahery oh, tafio ny herinao
'ty mpanomponao fa malemy tsisy hery
Fa be fahotana,tsy manam-pahalalana
Inty aho ry Ray oh, vonjeo bpqyw ujiw fa zanakao
Ref x2 :Misaotra Anao izahay ry Rainay oh
Fa nomenao izany tononkira.serasera.org Fanahy Masina
Hitarika anay mba ahay hivavaka
Tsy hanompo sampy fa hanompo Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vlm Sahy AmbatonjaraVangy : 1163
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Vlm Sahy Ambatonjara
Daty : 23/07/2022 10:44
