Tempolin'Andriamanitra 3 (Vlm Sahy Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Voaforona mqactksf ho soa sy mendrika tokoa
Aza simbaina, arovy ny aina, kolokoloy logwmhg fa aza ratraina
Sitraky ny Tompo ny mahita ny mpanompo
Mitondra tena tsy mivembena, mitana tsara ny csfqxo fanekena
Fiverenana:
"Tempolin'Andriamanitra ianareo sao tsy fantatrareo, ny Fanahin'Andriamanitra mitoetra ao anatinareo." X2
2- Jesosy Tompo soa, Mpanavotra tokoa
Izy namonjy mba tsy ho very, Izy tokoa no Tompo mahery
Tompo tena tia, no miantso hoe AVIA
Ka manatona, tononkira.serasera.org raiso ny Tompo, aza mandà meteza hanompo
Fiverenana...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vlm Sahy AmbatonjaraVangy : 390
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vlm Sahy Ambatonjara
Daty : 11/07/2025 10:45