Vavaka (Vlm Sahy Ambatonjara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra Ray sy Jesoa Zanakao
Misaotra Anao fa nomenao ny Fanahy
Hanavao anay sy hitarika anay
Hanatona Anao mba ho zanakao

Ref nxdic x2:
Deraina eram-po ianao, ry Rainay oh
Ny famindram-ponao maharitra tokoa
Fa raha tsy izany izahay,dia ho very
Ka misaotra tononkira.serasera.org anao fa havotra izahay

2-Ry Fanahy mahery oh, tafio ny gxqgiott herinao
'ty mpanomponao fa malemy tsisy hery
Fa be fahotana,tsy manam-pahalalana
Inty aho ry Ray oh, vonjeo fa zanakao

Ref x2 :Misaotra Anao izahay ry Rainay oh
Fa nomenao izany Fanahy Masina
Hitarika anay mba ahay hivavaka
Tsy hanompo udahv sampy fa hanompo Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vlm Sahy Ambatonjara
Visites : 1063
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Vlm Sahy Ambatonjara
Date : 23/07/2022 10:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1206