Manana Anao (Vlm Sahy Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fa fitahiana lehibe no narotsakao Ray
Ny tononkira.serasera.org fahasoavana no mbola naha toy izao ahy
Ny fiderana no indro hasandratray ho Anao
Ho kkuop ren'izao rehetra izao
Ref:
Sambatra siuje aho
(Sambatra aho)
Fa manana Anao ho Mpiaro ahy
(Fa manana Anao)
Ny ho avinay
(Ho avinay)
Apetrakay an-tananao
Ny lanitra no ho tanjonay
Hitoetra eo anilanao mandrakizay
2-Raha mbola amin'izao fiainan'ety izao
Tsy fxob misy azo antenaina fa lainga avokoa
He misy fiainana iray eo anilan'ny Ray
Maharitra mandrakizay
Ny tononkira.serasera.org fahasoavana no mbola naha toy izao ahy
Ny fiderana no indro hasandratray ho Anao
Ho kkuop ren'izao rehetra izao
Ref:
Sambatra siuje aho
(Sambatra aho)
Fa manana Anao ho Mpiaro ahy
(Fa manana Anao)
Ny ho avinay
(Ho avinay)
Apetrakay an-tananao
Ny lanitra no ho tanjonay
Hitoetra eo anilanao mandrakizay
2-Raha mbola amin'izao fiainan'ety izao
Tsy fxob misy azo antenaina fa lainga avokoa
He misy fiainana iray eo anilan'ny Ray
Maharitra mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vlm Sahy AmbatonjaraVangy : 848
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vlm Sahy Ambatonjara
Daty : 15/04/2023 19:45
