Vavaka (Vlm Sahy Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra Ray dgvpm sy Jesoa Zanakao
Misaotra Anao fa nomenao ny Fanahy
Hanavao anay sy hitarika anay
Hanatona Anao mba ho nivitrv zanakao
Ref x2:
Deraina eram-po ianao, ry Rainay oh
Ny famindram-ponao maharitra tokoa
Fa raha tsy izany izahay,dia ho very
Ka misaotra anao fa havotra izahay
2-Ry Fanahy mahery oh, tafio ny herinao
'ty mpanomponao fa malemy tsisy hery
Fa be fahotana,tsy manam-pahalalana
Inty aho ry Ray oh, vonjeo fa zanakao
Ref x2 :Misaotra Anao izahay ry Rainay unor oh
Fa nomenao izany Fanahy Masina
Hitarika anay mba tononkira.serasera.org ahay hivavaka
Tsy hanompo sampy fa hanompo Anao
Misaotra Anao fa nomenao ny Fanahy
Hanavao anay sy hitarika anay
Hanatona Anao mba ho nivitrv zanakao
Ref x2:
Deraina eram-po ianao, ry Rainay oh
Ny famindram-ponao maharitra tokoa
Fa raha tsy izany izahay,dia ho very
Ka misaotra anao fa havotra izahay
2-Ry Fanahy mahery oh, tafio ny herinao
'ty mpanomponao fa malemy tsisy hery
Fa be fahotana,tsy manam-pahalalana
Inty aho ry Ray oh, vonjeo fa zanakao
Ref x2 :Misaotra Anao izahay ry Rainay unor oh
Fa nomenao izany Fanahy Masina
Hitarika anay mba tononkira.serasera.org ahay hivavaka
Tsy hanompo sampy fa hanompo Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vlm Sahy AmbatonjaraHits : 1109
Likes : 1 Like
Created by : Vlm Sahy Ambatonjara
Date : 23/07/2022 10:44
