Misaotra (Vlm Sahy Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nidina tety Ianao Jesosy oh
Nisolo voina ny heloko Ianao
Noratraina sy nohelohina
Noharatsiana ka natao tsinontsinona
Nefa Ianao anie dia marina
Zanaky ny Ray avy any an-danitra
Hitondra ny heloko sy ireo otako
Teo amin'ny hazo fijaliana
Ref:Ka misaotra Anao izahay ry Ray
Fa mbola nomenao ny onxlkylc Zanakao
Nalefanao tety hamonjy anay
Fa tsisy ho tianao tononkira.serasera.org very na dia iray
Ka nahazo ny famonjena
Avy aminao Jesosy, dqsip nanetry tena
2-Ka inona re no havaliko Anao
Amin'ny hwqisqfz soa lehibe izay nataonao ho ahy
Fa raha tsy nanaiky Ianao
Dia ho aiza oa izahay
Jesosy oh,Misaotra Anao aho!
Nisolo voina ny heloko Ianao
Noratraina sy nohelohina
Noharatsiana ka natao tsinontsinona
Nefa Ianao anie dia marina
Zanaky ny Ray avy any an-danitra
Hitondra ny heloko sy ireo otako
Teo amin'ny hazo fijaliana
Ref:Ka misaotra Anao izahay ry Ray
Fa mbola nomenao ny onxlkylc Zanakao
Nalefanao tety hamonjy anay
Fa tsisy ho tianao tononkira.serasera.org very na dia iray
Ka nahazo ny famonjena
Avy aminao Jesosy, dqsip nanetry tena
2-Ka inona re no havaliko Anao
Amin'ny hwqisqfz soa lehibe izay nataonao ho ahy
Fa raha tsy nanaiky Ianao
Dia ho aiza oa izahay
Jesosy oh,Misaotra Anao aho!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vlm Sahy AmbatonjaraVangy : 1002
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Vlm Sahy Ambatonjara
Daty : 23/07/2022 10:44
