Misaotra (Vlm Sahy Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nidina tety Ianao Jesosy oh
Nisolo voina ny heloko Ianao
Noratraina sy nohelohina
Noharatsiana keiabz ka natao tsinontsinona
Nefa Ianao anie dia marina
Zanaky ny Ray avy any an-danitra
Hitondra ny heloko sy ireo otako
Teo amin'ny hazo fijaliana
Ref:Ka misaotra Anao izahay ry Ray
Fa mbola fhlbywz nomenao ny Zanakao
Nalefanao tononkira.serasera.org tety hamonjy anay
Fa tsisy ho tianao very na dia iray
Ka nahazo ny famonjena
Avy aminao Jesosy, nanetry tena
2-Ka inona re no havaliko Anao
Amin'ny soa lehibe izay nataonao ho ahy
Fa raha tsy nanaiky bcviezl Ianao
Dia ho aiza oa izahay
Jesosy oh,Misaotra Anao aho!
Nisolo voina ny heloko Ianao
Noratraina sy nohelohina
Noharatsiana keiabz ka natao tsinontsinona
Nefa Ianao anie dia marina
Zanaky ny Ray avy any an-danitra
Hitondra ny heloko sy ireo otako
Teo amin'ny hazo fijaliana
Ref:Ka misaotra Anao izahay ry Ray
Fa mbola fhlbywz nomenao ny Zanakao
Nalefanao tononkira.serasera.org tety hamonjy anay
Fa tsisy ho tianao very na dia iray
Ka nahazo ny famonjena
Avy aminao Jesosy, nanetry tena
2-Ka inona re no havaliko Anao
Amin'ny soa lehibe izay nataonao ho ahy
Fa raha tsy nanaiky bcviezl Ianao
Dia ho aiza oa izahay
Jesosy oh,Misaotra Anao aho!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vlm Sahy AmbatonjaraVisites : 1003
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Vlm Sahy Ambatonjara
Date : 23/07/2022 10:44
