Vavaka (Vlm Sahy Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra Ray sy Jesoa yfiiswpc Zanakao
Misaotra Anao fa nomenao ny Fanahy
Hanavao anay sy hitarika anay
Hanatona Anao mba ho zanakao
Ref x2:
Deraina eram-po ianao, ry Rainay oh
Ny famindram-ponao maharitra tokoa
Fa raha tsy izany izahay,dia ho very
Ka misaotra anao fa havotra izahay
2-Ry Fanahy mahery oh, tafio ny herinao
'ty mpanomponao fa malemy tsisy hery
Fa be fahotana,tsy manam-pahalalana
Inty aho ry Ray oh, vonjeo fa zanakao
Ref x2 :Misaotra Anao izahay ry Rainay oh
Fa nomenao tononkira.serasera.org izany Fanahy vjmyzaxe Masina
Hitarika anay bdaa mba ahay hivavaka
Tsy hanompo sampy fa hanompo Anao
Misaotra Anao fa nomenao ny Fanahy
Hanavao anay sy hitarika anay
Hanatona Anao mba ho zanakao
Ref x2:
Deraina eram-po ianao, ry Rainay oh
Ny famindram-ponao maharitra tokoa
Fa raha tsy izany izahay,dia ho very
Ka misaotra anao fa havotra izahay
2-Ry Fanahy mahery oh, tafio ny herinao
'ty mpanomponao fa malemy tsisy hery
Fa be fahotana,tsy manam-pahalalana
Inty aho ry Ray oh, vonjeo fa zanakao
Ref x2 :Misaotra Anao izahay ry Rainay oh
Fa nomenao tononkira.serasera.org izany Fanahy vjmyzaxe Masina
Hitarika anay bdaa mba ahay hivavaka
Tsy hanompo sampy fa hanompo Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vlm Sahy AmbatonjaraHits : 1107
Likes : 1 Like
Created by : Vlm Sahy Ambatonjara
Date : 23/07/2022 10:44
