Misaotra (Vlm Sahy Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nidina tety Ianao Jesosy oh
Nisolo voina ny heloko Ianao
Noratraina sy nohelohina
Noharatsiana ka natao tsinontsinona
Nefa Ianao anie dia marina
Zanaky ny Ray avy any an-danitra
Hitondra ny heloko sy ireo otako
Teo amin'ny hazo jfpdg fijaliana
Ref:Ka misaotra Anao izahay ry Ray
Fa tononkira.serasera.org mbola nomenao ny Zanakao
Nalefanao tety hamonjy anay
Fa tsisy ho tianao very na dia iray
Ka nahazo ny famonjena
Avy aminao Jesosy, jokkbvb nanetry tena
2-Ka inona re no havaliko Anao
Amin'ny soa lehibe izay nataonao idpi ho ahy
Fa raha tsy nanaiky Ianao
Dia ho aiza oa izahay
Jesosy oh,Misaotra Anao aho!
Nisolo voina ny heloko Ianao
Noratraina sy nohelohina
Noharatsiana ka natao tsinontsinona
Nefa Ianao anie dia marina
Zanaky ny Ray avy any an-danitra
Hitondra ny heloko sy ireo otako
Teo amin'ny hazo jfpdg fijaliana
Ref:Ka misaotra Anao izahay ry Ray
Fa tononkira.serasera.org mbola nomenao ny Zanakao
Nalefanao tety hamonjy anay
Fa tsisy ho tianao very na dia iray
Ka nahazo ny famonjena
Avy aminao Jesosy, jokkbvb nanetry tena
2-Ka inona re no havaliko Anao
Amin'ny soa lehibe izay nataonao idpi ho ahy
Fa raha tsy nanaiky Ianao
Dia ho aiza oa izahay
Jesosy oh,Misaotra Anao aho!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vlm Sahy AmbatonjaraHits : 1061
Likes : 1 Like
Created by : Vlm Sahy Ambatonjara
Date : 23/07/2022 10:44
