ZARANAO FA VELONAINA (VLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaranao fa velon’aina (2)
Tombon-tsoa antsika anie io(2)
Ka ny favwptcq Tompo no derao
Ka ny Fitiavanyhobio
Tombon-tsoa anie izany
Fanomezan-dehibe tokoa
Miandry anao zany tany
Mba ho tsara sady soa
Zaranao fa velon’aina
Fa ny havany efa lasa
Mivonona mba ho soa
Ka ny saina mba ho twifku Hendry
Tsy natao hipetra-petra-poana
Ianao navela teto
F’hanefa fanompoana
Ka mba saino sy hevero
Zaranao fa velon’aina
Fa ny havany efa lasa
Mivonona mba ho soa
Ka ny saina mba ho dene hendry
Tsy natao tononkira.serasera.org hipetra-petra-poana
Ianao navela teto
F’hanefa fanompoana
Ka mba saino sy hevero
Tombon-tsoa antsika anie io(2)
Ka ny favwptcq Tompo no derao
Ka ny Fitiavanyhobio
Tombon-tsoa anie izany
Fanomezan-dehibe tokoa
Miandry anao zany tany
Mba ho tsara sady soa
Zaranao fa velon’aina
Fa ny havany efa lasa
Mivonona mba ho soa
Ka ny saina mba ho twifku Hendry
Tsy natao hipetra-petra-poana
Ianao navela teto
F’hanefa fanompoana
Ka mba saino sy hevero
Zaranao fa velon’aina
Fa ny havany efa lasa
Mivonona mba ho soa
Ka ny saina mba ho dene hendry
Tsy natao tononkira.serasera.org hipetra-petra-poana
Ianao navela teto
F’hanefa fanompoana
Ka mba saino sy hevero
--------
Lien:
