Ato am-poko mandrakizay (VLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tononkira.serasera.org nahaonena re! Nampivarahontsana
Nangoraka ery ny fo, toa tsy nino
Fa maty ny Tomponay
Maty noho ny helokay
Zany fitiavanao ho ahy ry Ray ato am-poko plaxyjst mandrakizay
Indro izao efa resinao ilay fahafatesana
Nangoraka ery ny fo fa voadio
Velona ny Tomponay
Velona mba hamonjy anay
Zany fitiavanao ho ahy lsbubq ry Ray ato am-poko mandrakizay
Ka mba inona re no havaliko lay fitiavam-be Jesosiko
Moa ve tsy fitiavana ihany koa
Tiako loatra iekuntd ianao Jesosiko
Indro aho avaozy ho anao
Ny ra nalatsakao ho avotro
Sy ho tokin’ny fiainako
Ka manomboka izao dia tsy hiala aminao
Mpamonjy tia ô!
Fa fitiavana madio tokoa re no itiavako anao Tompo ô

--------
Rohy: