Midera (VLK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gmhojkl 1)Midera an'i Jehovah
Fa mandrakizay ny famindrampony
Mankalazà azy ry voavonjy
Fa mahery ny Andriamanitsika
ldqe (X2)
Réf :
Derao izy amin'ny talentanao
Na amin'ny asa tanterahinao
Na Io tenanao Io aza
Hanomezo voninahitra azy
(X2)
2)Mihobia an'i Jehovah
segf Ry firenena rehetra
tononkira.serasera.org Aoka hanao feo fifaliana ho azy
Amin'ny fihirana isika
Réf :....(X2)
Fa mandrakizay ny famindrampony
Mankalazà azy ry voavonjy
Fa mahery ny Andriamanitsika
ldqe (X2)
Réf :
Derao izy amin'ny talentanao
Na amin'ny asa tanterahinao
Na Io tenanao Io aza
Hanomezo voninahitra azy
(X2)
2)Mihobia an'i Jehovah
segf Ry firenena rehetra
tononkira.serasera.org Aoka hanao feo fifaliana ho azy
Amin'ny fihirana isika
Réf :....(X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLK (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 223
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : VLKK
Daty : 19/02/2026 18:42
