Midera (VLK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Midera an'i Jehovah
Fa mandrakizay ny famindrampony
Mankalazà azy ry jteza voavonjy
Fa mahery ny Andriamanitsika
sboonbx (X2)
Réf :
Derao izy amin'ny talentanao
Na amin'ny asa tanterahinao
Na Io tenanao Io aza
Hanomezo voninahitra azy
tononkira.serasera.org (X2)
2)Mihobia an'i Jehovah
Ry firenena rehetra
Aoka hanao feo fifaliana ho azy
glagdfny Amin'ny fihirana isika
Réf :....(X2)
Fa mandrakizay ny famindrampony
Mankalazà azy ry jteza voavonjy
Fa mahery ny Andriamanitsika
sboonbx (X2)
Réf :
Derao izy amin'ny talentanao
Na amin'ny asa tanterahinao
Na Io tenanao Io aza
Hanomezo voninahitra azy
tononkira.serasera.org (X2)
2)Mihobia an'i Jehovah
Ry firenena rehetra
Aoka hanao feo fifaliana ho azy
glagdfny Amin'ny fihirana isika
Réf :....(X2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLK (FPVK Androndra Fitiavana)Hits : 223
Likes : 1 Like
Created by : VLKK
Date : 19/02/2026 18:42
