Mandalo (VLK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)
Mandalo ny fiainana eto an-tany
(Miseraaaa) Miserana toy ny fandalon'ny omaly
(Manpalaaa)Mampalahelo anefa satria
(Sondriana)Sodriana tokoa ny olona ety
(Milofooo)Manao izay azony atao
Mitady Izay mahasoa
Manahy ny ampitso Izay mbola ho avy
(X2)
Réf :(Ny sasany eee)
Ny sasany Izay mandika lalàna
(Manaooo) Manao raharaha amin'ny Andro alahady
(Kanefa) Kanefa izao no tsarovy raha miala eto izaho sy ianao
Hanatrika ny fitsarana ny lanitra anie gevyc tsy voavidy vola
gnuelqsj tononkira.serasera.org (X2)
2)
Manjaka tokoa ny mpanao risoriso
(Mihahyy) Mihahy ny andro ho avy rahampitso
(Milofooo) Milofo tokoa ny fanambakana
(Ho entinaaa) Ho entina mba cljgzzhq hireharehana
(Milofooo) Manao izay azony atao
Mitady Izay mahasoa
Manahy ny ampitso Izay mbola ho avy
(X2)
Réf :......(X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLK (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 305
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : VLKK
Daty : 22/02/2026 17:07