Ondrikely (VLK (FPVK Androndra Fitiavana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ry Tompo ô ! tariho ny ondrikelinao
    Tantano sy vimbino hanao ny sitrakao
    Raha misy hafaliana Dia taomy mba ho tia
    Raha sendra fahoriana sakano tsy hania
                  mvef    (X2)

Réf :(Ry Jesoa)
Tazano ny lalanay izao
Tariho sy tantano
Ho ao am-balanao
Hanao ny sitrakao
          (X2)

2)Anio Dia mikasa hanolotena koa
    Fa nenina ny lasa hiezaka tokoa
   tononkira.serasera.org  Ny androko rehetra atolotro ho anao
uwzpvqix    Ho Anao tsy misy fetra ka raiso hanjakao
                    (X2)

Réf zvbe :(Ry Jesoa)......(X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VLK (FPVK Androndra Fitiavana)
Vangy : 277
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : VLKK
Daty : 19/02/2026 18:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0654