Na aiza n'aiza (VLK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Indreto izahay izao hanaradia
Anao ry Tompo be fitia
Na lavitra aza re ny lalana aleha
Jesosy tena tia mitantana ny Dia
(X2)
Réf :
Na aiza n'aiza misy anao
Ninoninona atao
Mivavaka mibebaha fa
Jesosy Tompo tsy mandao
2)
Tsapa ankehitriny izao
Fa tena tia anay ianao Jesoa kristy
Na mpanota aza aho dia tsy nolavinao
Anao ny dera laza mandrakizay doria
(X2)
Réf:.....
3)
Izy tsy mandao anao tsy manary ahy
Na amin'ny mora na sarotra
Anilako eo fona mandrakizay
Voninahitra ho an'Andriamanitra
(X2)
Réf.....(X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLK (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 33
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : VLKK
Daty : 20/02/2026 19:31
