Midera (VLK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Midera an'i Jehovah
afoad Fa mandrakizay ny famindrampony
Mankalazà azy ry tononkira.serasera.org voavonjy
Fa mahery ny Andriamanitsika
(X2)
Réf :
Derao izy amin'ny talentanao
Na amin'ny asa tanterahinao
Na Io tenanao Io aza
Hanomezo voninahitra azy
(X2)
2)Mihobia an'i Jehovah
Ry firenena rehetra
Aoka hanao feo fifaliana ho azy
djcroj Amin'ny fihirana isika
Réf hlon :....(X2)
afoad Fa mandrakizay ny famindrampony
Mankalazà azy ry tononkira.serasera.org voavonjy
Fa mahery ny Andriamanitsika
(X2)
Réf :
Derao izy amin'ny talentanao
Na amin'ny asa tanterahinao
Na Io tenanao Io aza
Hanomezo voninahitra azy
(X2)
2)Mihobia an'i Jehovah
Ry firenena rehetra
Aoka hanao feo fifaliana ho azy
djcroj Amin'ny fihirana isika
Réf hlon :....(X2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VLK (FPVK Androndra Fitiavana)Visites : 222
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : VLKK
Date : 19/02/2026 18:42
