Ilay hazo fijaliana (VHF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Mba iriako fatratra qylhps Jesoa,
Ny ho isan'ireo irakao
Ka tsy hahalala sasatra
Hanao izay sitrakao
Ka na ho inon'izay hanjo, Jesoa
Ny herinao no fiarovako
Ary Ianao no hitantana ahy, Jesoa
Izay rehetra ho lalovako
Ref:
Inty aho, hanantona, himbajina Anao
(Ilay hazo fijalianao, Jesoa sakaizako)x2
Ny ranao nalatsaka,teo Kalvary
(Ilay hazo fijalianao, Jesoa no aodgcm avotro)x2
2/ Ilay hazo fijaliana
Nandresenao ny fahafatesana
Namoizanao ny ainao, Jesoa
Nanavotanao ny fiainako
Izaho nomenao famindram-po
Ka mba inona no havaliko?
Mitenena araka xqrbdhrf ny fombanao, Jesosy tononkira.serasera.org o!
Lazao izay sitrakao
Ref:
Inty aho, hanantona, himbajina Anao
(Ilay hazo fijalianao, Jesoa sakaizako)x2
Ny ranao nalatsaka,teo Kalvary
(Ilay hazo fijalianao, Jesoa no avotro)x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VHFVangy : 512
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rabvolatiana
Daty : 15/09/2025 07:52