Ilay hazo fijaliana (VHF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Mba iriako fatratra Jesoa,
Ny ho isan'ireo irakao
Ka tsy hahalala sasatra
Hanao izay sitrakao
Ka na ho inon'izay hanjo, Jesoa
Ny herinao no fiarovako
Ary Ianao no hitantana ahy, Jesoa
Izay rehetra ho lalovako
Ref:
Inty aho, hanantona, himbajina Anao
(Ilay hazo fijalianao, Jesoa sakaizako)x2
Ny ranao nalatsaka,teo Kalvary
(Ilay hazo fijalianao, Jesoa no avotro)x2
2/ Ilay hazo fijaliana
Nandresenao ny fahafatesana
Namoizanao ny ainao, Jesoa
Nanavotanao tononkira.serasera.org ny fiainako
Izaho nomenao famindram-po
Ka mba inona no havaliko?
Mitenena araka ny xfea fombanao, Jesosy o!
Lazao izay sitrakao
Ref:
Inty aho, hanantona, himbajina knoqbnq Anao
(Ilay hazo fijalianao, Jesoa sakaizako)x2
Ny ranao nalatsaka,teo Kalvary
(Ilay hazo fijalianao, Jesoa no goxofaao avotro)x2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VHFVisites : 510
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rabvolatiana
Date : 15/09/2025 07:52