You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

VHF

995

Nampiditra : ari.malala
Tamin'ny : 27/11/2006 14:32:25

Mombamomba :

Hevitra mandeha

raslay (08/02/2007 10:08:15)

ny hira fiderana an'Andriamanitra no tena hataon'io tarika io ka tsara raha mba misy mahita ny tononkiran'izy ireo mba hampidirina ato anatin'ity tranokalam-pifandraisana ity mba hirahiraina sy mba hianarana eh, misaotra !

ari.malala (27/11/2006 14:44:31)

Vavaka Hira Fiderana ivondronan'ny tarika mpihira efa matihanina maromaro toa an'i Luc, Mahery, Vy, Bodo, Francia, Fafah Mahaleo

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha