HAMONJY ANAO JESOA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ikwplds Tena mbola miantso anao izahay
Atsaharo zivfhhm re fa ampy izay
Ny tononkira.serasera.org sigara toaka sy rongony
Tsy mahasoa anao fa ajanony

REF
Fa raha toa ka mazoto
Vonona hamonjy anao ny Tompo
Andao hiaraka isika
Hizotra mankany paradisa


Aza miandry ela vao hiala
Fa fanapahan-kevitrao no tsara
Potika eo ianao rtglsxwp ry bôgôsy
Rovitra sy fongana ny paosy

REF
Fa raha toa ka mazoto
Vonona hamonjy anao ny Tompo
Andao hiaraka isika
Hizotra mankany paradisa

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Vangy : 976
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 10/10/2023 12:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0923