TSY MBA HO RESY AHO (TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba ho resy mihitsy aho JesoMiaraka Aminao, Tompo (Tia).
Matoky tena mihitsy aho Jeso:
Ianao no ato amiko.
O! Fifaliako ny manana Anao,
Tsy avelako (intsony) Ianao, Tompo (Tia),
Ny ho mpandresy manahaka Anao:
Izay no tarigetrako, (‘Zay no tarigetrako)
Ref: Aza mahafoy na mahasaraka ahy
Jeso Malala ô! Fikiriko Ianao.
Na aiza aleha, n’inon’inona atao
O! Mombà Ianao Jeso.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina)Vangy : 1924
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina_Andriamanjato
Daty : 11/07/2016 12:49