TSY MBA HO RESY AHO (TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba ho resy mihitsy aho tononkira.serasera.org Jeso
Miaraka Aminao, tfqwkr Tompo (Tia).
Matoky tena mihitsy aho Jeso:
Ianao no ato amiko.
O! Fifaliako ny manana Anao,
Tsy avelako (intsony) Ianao, Tompo (Tia),
Ny ho mpandresy manahaka Anao:
Izay no tarigetrako, (‘Zay no tarigetrako)
Ref: xlyn Aza mahafoy na mahasaraka ahy
Jeso Malala yaqaai ô! Fikiriko Ianao.
Na aiza aleha, n’inon’inona atao
O! Mombà Ianao Jeso.
Miaraka Aminao, tfqwkr Tompo (Tia).
Matoky tena mihitsy aho Jeso:
Ianao no ato amiko.
O! Fifaliako ny manana Anao,
Tsy avelako (intsony) Ianao, Tompo (Tia),
Ny ho mpandresy manahaka Anao:
Izay no tarigetrako, (‘Zay no tarigetrako)
Ref: xlyn Aza mahafoy na mahasaraka ahy
Jeso Malala yaqaai ô! Fikiriko Ianao.
Na aiza aleha, n’inon’inona atao
O! Mombà Ianao Jeso.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina)Visites : 2545
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina_Andriamanjato
Date : 11/07/2016 12:49
