Jesoa teo ianao (TSIARO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ou ou hou..
1 (x2):
Nijaly aho, nitomany aho,
JESOA! TEO IANAO
Narary aho, nandalo ady mafy aho,
JESOA! TEO IANAO
Raha namaky lohasaha, be reo sedra nampanahy,
JESOA! TEO IANAO
Raha nita rano be tsy sasatra aho miteny hoe
JESOA! TEO IANAO
Ref (x1):
Ty zandrinao raha mandeha dia tantananao foana
Ao anaty fitsapana na tsiky na tomany
Ianao Jesoa dia teo foana.
Ireo sendra izay ampandalovanao ahy, raisiko ho fanefena
Tsapako loatra ilay Fitiavanao ahy, na ny ainao aza dia foinao
2 (x2):
Faly aho, afa-jaly aho,
JESOA! TEO IANAO
Dia salama tononkira.serasera.org aho, natsiaro maivana aho,
JESOA! TEO IANAO
Raha nitory teny soa tamin’ireo wrctunsj namako,
JESOA! TEO IANAO
Amin’ny androko rehetra na mandeha aho na mitoetra
JESOA! EO IANAO

Ao anaty fitsapana na yoeuafvq tsiky na tomany
Ianao Jesoa dia teo foana.
Ireo sendra izay ampandalovanao ahy, qmof raisiko ho fanefena

Feon-kira...
1 (x1):
2 (x1):
Feon-kira (Na na na na...)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TSIAROVangy : 562
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Faliana2402
Daty : 06/02/2025 09:06