FITIAVAKO (Tselatra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty ny fitiavako atolotro anao
Raiso re ny foko ka anjakao
Ka aza toerina fa izy ity tsy  kilalao
Aza atosika fa fo mitempo ho anao!
Doran’ny fitia miredareda tia hiaraka aminao
Ianao irery no mba tononkira.serasera.org tiako
Ho awzl tantanako hitosiako
Ka ljmh na mora na sarotra no ho diavina
Fitiavako anao dia maharitra
Tsy dzrxypk fantatro zay marina
Fa jamba aho ka mpahina
Misakodim-panina,ny rivotra hiainako
Toa manitra anao(*2)
Na inona kindona na inona kindranga
Na iza andrivotra hanavandra é
Marim-pototra ny antsika izao sy anao hiara-dia
mandrakizay
Tsy fantatro... (*2)
Fitiavako re,efa homeko anao
Efa homeko anao aho
Efa homeko anao aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tselatra
Hits : 15215
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 11/10/2005 11:12
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9089