Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsara ny matoky an'i Jehovah (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay dzqw matoky an'i Jehovah, izay matoky an'i Jehovah
Dia tahaka ny tendrom-bohitra ny Ziona
Izay tsy mihetsika fa mitoetra mandrakizay
Tahaka ny tendrom-bohitra an'i Jerosalema
Izay matoky an'i Jehovah, izay matoky an'i Jehovah

Hatramin'izao ka ho mandrakizay

Izay pqynyl matoky an'i Jehovah, tononkira.serasera.org izay matoky an'i Jehovah

Fa tsara ny mialoka amin'i Jehovah
Tsara ny matoky an'i Jehovah
Noho ny matoky ny mpanapaka
Fa tsara ny mialoka amin'i Jehovah
Tsara klilc ny matoky an'i Jehovah

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 14/03/2025 07:13