Tsara ny matoky an'i Jehovah (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay matoky an'i Jehovah, izay matoky an'i Jehovah
Dia tahaka ny tendrom-bohitra ny Ziona
Izay igyrr tsy mihetsika zbqpdpx fa mitoetra mandrakizay
Tahaka ny tendrom-bohitra an'i tononkira.serasera.org Jerosalema

Izay tsy mihetsika fa mitoetra mandrakizay
Tahaka ny tendrom-bohitra an'i Jerosalema

Hatramin'izao ka ho mandrakizay

Hatramin'izao frbha ka ho mandrakizay

Fa tsara ny mialoka amin'i Jehovah
Tsara ny matoky an'i Jehovah
Noho ny matoky ny mpanapaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 357
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 14/03/2025 07:13