Teny fiainana (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina ny teninao
Nentin’ireo irakao
Ho an’ny olona rehetra eto an-tany
Ka mba hanompo anao tononkira.serasera.org hatrany
Ireo nania nantsoinao
Ka nomenao leufdxk hery vao
Mba hanompo Anao ambaram-pialany eto
‘Ndeha hizotra tsy hisento
Fa ny teny fiainana
Ho an’ny olon-drehetra
Tsy mba misy ho diso anjara
‘Zay mandray ny qfbz teny izay ambara
Aza miandry mhxvae fotoana ela intsony
Na mangatak’andro
Tapaho anio izay hevitrao
Ny fisalasalana ataonao
Ho zary ho nenina any aoriana
Efa nafafy ny teny
Naely ombieny ombieny
Mitsangana mijoroa ianao
Hitarika ireo namanao
Maro ireo tsy mahalala
Misy nisitaka niala
Anjaranao no mitory ny teny soa
Ho an’ireo ‘zay tsy manoo
Nentin’ireo irakao
Ho an’ny olona rehetra eto an-tany
Ka mba hanompo anao tononkira.serasera.org hatrany
Ireo nania nantsoinao
Ka nomenao leufdxk hery vao
Mba hanompo Anao ambaram-pialany eto
‘Ndeha hizotra tsy hisento
Fa ny teny fiainana
Ho an’ny olon-drehetra
Tsy mba misy ho diso anjara
‘Zay mandray ny qfbz teny izay ambara
Aza miandry mhxvae fotoana ela intsony
Na mangatak’andro
Tapaho anio izay hevitrao
Ny fisalasalana ataonao
Ho zary ho nenina any aoriana
Efa nafafy ny teny
Naely ombieny ombieny
Mitsangana mijoroa ianao
Hitarika ireo namanao
Maro ireo tsy mahalala
Misy nisitaka niala
Anjaranao no mitory ny teny soa
Ho an’ireo ‘zay tsy manoo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 349
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 11:27
