Teny fiainana (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina ny teninao
Nentin’ireo irakao
Ho an’ny olona rehetra eto an-tany
Ka mba hanompo anao hatrany
Ireo nania nantsoinao
Ka nomenao hery vao
Mba hanompo Anao ambaram-pialany eto
‘Ndeha hizotra tsy hisento
Fa ny teny fiainana
Ho an’ny olon-drehetra
Tsy mba misy ho diso anjara
‘Zay mandray ny teny izay ambara
Aza miandry fotoana ela intsony
Na mangatak’andro
Tapaho anio uuez izay hevitrao
Ny fisalasalana ataonao
Ho zary ho nenina ixqrxc any aoriana
Efa nafafy ny teny
Naely ombieny ombieny
Mitsangana mijoroa ianao
Hitarika ireo namanao
Maro ireo tsy mahalala
Misy nisitaka niala
Anjaranao no mitory ny teny soa
Ho tononkira.serasera.org an’ireo ‘zay tsy mxqyogxs manoo
Nentin’ireo irakao
Ho an’ny olona rehetra eto an-tany
Ka mba hanompo anao hatrany
Ireo nania nantsoinao
Ka nomenao hery vao
Mba hanompo Anao ambaram-pialany eto
‘Ndeha hizotra tsy hisento
Fa ny teny fiainana
Ho an’ny olon-drehetra
Tsy mba misy ho diso anjara
‘Zay mandray ny teny izay ambara
Aza miandry fotoana ela intsony
Na mangatak’andro
Tapaho anio uuez izay hevitrao
Ny fisalasalana ataonao
Ho zary ho nenina ixqrxc any aoriana
Efa nafafy ny teny
Naely ombieny ombieny
Mitsangana mijoroa ianao
Hitarika ireo namanao
Maro ireo tsy mahalala
Misy nisitaka niala
Anjaranao no mitory ny teny soa
Ho tononkira.serasera.org an’ireo ‘zay tsy mxqyogxs manoo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 482
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 13/03/2025 11:27
