Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha ny amiko (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny amiko dia tsinontsinona eo anatrehanao ry Ray Tsitoha
Fa mpanota tokoa ka tsy mendrika ny handray ny lovasoa
Nefa Ianao miantso ahy hoe manantona
Ianareo izay mavesatra entana
Fa Izaho no hanome fitsaharana sy fitoerana
Fa Ianao ihany no làlana, làlana sy fahamarinana
Ary fiainana mandrakizay ka sanrx azo iankinana
Tsisy mankany amin'i Ray ny tononkira.serasera.org olon-drehetra ety
Raha tsy amin'ny alalan'i Jeso Kristy
Raha ny amiko dia zava-poana mandalo no tsy maharitra
Fa Ianao ilay doria sy mandrakizay ilay any an-danitra any
Koa raha ho avy Ianao, ho avy hitsara dovjxj sy hanangana indray ireo olonao
Dia mba raiso aho Jeso, fa zktrbo aza lavinao hoe eo an-kavananao
Koa mibebaha ianareo
Fa ho avy ny andro farany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 447
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 11:32