Ny Raosin'ny Sarona (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Raosin'ny Sarona mamerovero re
Ravakon'ny saha feno hanitra
Hafa-po ny manan'Azy na iza razana
Na izay pnuphlb ambony voninahitra
Jesosy re no raozy tsy mana namana
Lay Mpanjaka hirakin'ny lanitra
Hafa-po ny manan'Azy na iza razana
Na izay ambony voninahitra
Jereo ny voninkazo mahafinaritra
Ary koa mandefa fofo-manitra
Nefa kosa izy ireny tsy tonga lafatra
Ka tsy mety ho toy ny voninahitra
Jesosy re no raozy tsy mana namana
Lay Mpanjaka hirakin'ny lanitra
Hafa-po ny manan'Azy na iza razana
Na izay ambony voninahitra
Jesosy voninkazon'Andriamanitra
Sambatra ny fo mihaino Aminy
Fifaliana sarobidy sy tononkira.serasera.org tonga lafatra
Fitahiaa no narotsany aminao
Jesosy re no raozy tsy mana namana
Lay Mpanjaka hirakin'ny lanitra
Hafa-po ny manan'Azy na iza razana
Na izay ambony voninahitra
Jesosy re no raozy tsy mana namana
Lay Mpanjaka nvxopu hirakin'ny lanitra (Lanitra)
Hafa-po ny manan'Azy na iza razana
Na izay qvqsrnz ambony voninahitra
Ravakon'ny saha feno hanitra
Hafa-po ny manan'Azy na iza razana
Na izay pnuphlb ambony voninahitra
Jesosy re no raozy tsy mana namana
Lay Mpanjaka hirakin'ny lanitra
Hafa-po ny manan'Azy na iza razana
Na izay ambony voninahitra
Jereo ny voninkazo mahafinaritra
Ary koa mandefa fofo-manitra
Nefa kosa izy ireny tsy tonga lafatra
Ka tsy mety ho toy ny voninahitra
Jesosy re no raozy tsy mana namana
Lay Mpanjaka hirakin'ny lanitra
Hafa-po ny manan'Azy na iza razana
Na izay ambony voninahitra
Jesosy voninkazon'Andriamanitra
Sambatra ny fo mihaino Aminy
Fifaliana sarobidy sy tononkira.serasera.org tonga lafatra
Fitahiaa no narotsany aminao
Jesosy re no raozy tsy mana namana
Lay Mpanjaka hirakin'ny lanitra
Hafa-po ny manan'Azy na iza razana
Na izay ambony voninahitra
Jesosy re no raozy tsy mana namana
Lay Mpanjaka nvxopu hirakin'ny lanitra (Lanitra)
Hafa-po ny manan'Azy na iza razana
Na izay qvqsrnz ambony voninahitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 886
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 21/03/2025 08:33
